Écouter
Paroles
Malagasy
"Ary nahita aho fa indro toa ranomasina fitaratra miaro afo. Ary izay naharesy dia nitsangana teo amoron'ny ranomasina fitaratra. Mitana ny lokangan'Andriamanitra ary mihira ny fihiran'i Mosesy mpanompon'Andriamanitra sy ny fihiran'i Zanak'ondry izy manao hoe:
Lehibe sy mahatalanjona ny asanao
Tompo o Andriamanitra Tsitoha
Mahitsy sy marina ny lalànao
Ry Mpanjaka mandrakizay
Iza no tsy atahotra (iza no tsy atahotra)
Ary iza no tsy hankalaza (ny Anaranao Tompo o)
Fa Ianao ihany no Masina
Ary ny firenena rehetra
Ho avy hiankohoka eo anatrehanao
Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao
Français
« Puis je vis comme une mer de verre mêlée de feu. Et ceux qui avaient remporté la victoire se tenaient sur le bord de la mer de verre. Ils tenaient les harpes de Dieu et chantaient le cantique de Moïse, serviteur de Dieu, et le cantique de l'Agneau, en disant :
Grandes et merveilleuses sont tes œuvres
Seigneur, Dieu Tout-Puissant
Justes et vraies sont tes voies
Ô Roi éternel
Qui ne te craindra pas (qui ne te craindra pas)
Et qui ne glorifiera pas (ton Nom, Seigneur)
Car toi seul es saint
Et toutes les nations
Viendront se prosterner devant toi
Car tes justes jugements ont été manifestés
English
"Then I saw what looked like a sea of glass mingled with fire. And those who had overcome stood beside the sea of glass. They held the harps of God and sang the song of Moses, the servant of God, and the song of the Lamb, saying:
Great and marvelous are your works
Lord God Almighty
Just and true are your ways
O King forever
Who will not fear you (who will not fear you)
And who will not glorify (your Name, O Lord)
For You alone are holy
And all the nations
Will come and bow down before you
For your righteous judgments have been revealed