All songs

Lehibe sy Mahatalanjona

Great and marvelous

PraiseYear : 2022Album : Izy hiady ho anao (DVD Vol. 1, 2023)Lyrics and music : Fitiavana Rbrl

Listen

Download the MP3

Lyrics

Malagasy

"Ary nahita aho fa indro toa ranomasina fitaratra miaro afo. Ary izay naharesy dia nitsangana teo amoron'ny ranomasina fitaratra. Mitana ny lokangan'Andriamanitra ary mihira ny fihiran'i Mosesy mpanompon'Andriamanitra sy ny fihiran'i Zanak'ondry izy manao hoe: Lehibe sy mahatalanjona ny asanao Tompo o Andriamanitra Tsitoha Mahitsy sy marina ny lalànao Ry Mpanjaka mandrakizay Iza no tsy atahotra (iza no tsy atahotra) Ary iza no tsy hankalaza (ny Anaranao Tompo o) Fa Ianao ihany no Masina Ary ny firenena rehetra Ho avy hiankohoka eo anatrehanao Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao

Français

« Puis je vis comme une mer de verre mêlée de feu. Et ceux qui avaient remporté la victoire se tenaient sur le bord de la mer de verre. Ils tenaient les harpes de Dieu et chantaient le cantique de Moïse, serviteur de Dieu, et le cantique de l'Agneau, en disant : Grandes et merveilleuses sont tes œuvres Seigneur, Dieu Tout-Puissant Justes et vraies sont tes voies Ô Roi éternel Qui ne te craindra pas (qui ne te craindra pas) Et qui ne glorifiera pas (ton Nom, Seigneur) Car toi seul es saint Et toutes les nations Viendront se prosterner devant toi Car tes justes jugements ont été manifestés

English

"Then I saw what looked like a sea of glass mingled with fire. And those who had overcome stood beside the sea of glass. They held the harps of God and sang the song of Moses, the servant of God, and the song of the Lamb, saying: Great and marvelous are your works Lord God Almighty Just and true are your ways O King forever Who will not fear you (who will not fear you) And who will not glorify (your Name, O Lord) For You alone are holy And all the nations Will come and bow down before you For your righteous judgments have been revealed